|
|
|
|

Teny iditra1 arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Singan-teny  2arahaba, 3omena, 4Andriamanitra, 5hitsy
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara. [1.1]
Voambolana  8 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12